Dikan'ny teny : ahofa

Hampiditra dikany vaovao
1 (hofa) mt.at. (ahofao): Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa. ~ Orne-na hipetrahan'olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel