Dikan'ny teny : ahontsana

Hampiditra dikany vaovao
1 Ahontsankontsana (hontsana, hontsankontsana) mt. at. (ahontsano, ahontsankontsano): Hetsiketsehina: Ahontsano ny tavoahangy hahitana raha mbola misy loto. ? Kobanina: Ahontsano ao anaty barika ny rano hanasana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel