Dikan'ny teny : ahorona

Hampiditra dikany vaovao
1 (horona), mt. at. (ahorony): Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy. •Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron'ny olona ny vary, omby aman'ondry. ? Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny touolahy. / Nahoron'ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano. ? Baboina: Nahoron'ny fanjakana ny fananan'ilay mpamad ika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel