Dikan'ny teny : ahozongozona

Hampiditra dikany vaovao
1 (hozongozona) mt. fit. (ahozongozony): Entina manozongozona, manofokofoka: Baramina no nahozongozony ny vato. - mt. at.: Atao mihozongozona, mihetsiketsika: Nahozongozon'ny sasany ny fanjakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel