Dikan'ny teny : aidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (idina), mt. at. (aidino) Atao, alefa midina, entina ho amin'ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana. 1 Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano. / Naidina tao an-davabary ny vary rehetra. 1 Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba it? antsy it? fa tsy mba notefena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel