Dikan'ny teny : aihina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ehina (aika), mt, ih. (aiho, eho): Atao mifatratra, rendrika: Noehina ny tany talohan'ny nananganan-trano. • Antsoina. vorina: Aiho (na eho) ny fokonolona fa hikabary ny filoha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel