Dikan'ny teny : baba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry). ¶ M. h.: Aba, kaky. ~ H. L: Lehilahy efa antitra dia antitra, konka. ? p. t.: Tsara tarehy, kanto (tsy fanrpiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin'olona. ~ Tsy leo amin'ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho; * 0-hab.: Papangolahy onaty katsaka, ka izay miuoaka babany auokoa: Enti-milaza ny samy maha-kinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka. - t.i.f.: Babantany (fer. ity). ? Baba ray, baba reny: zanaky ny tsara tarehy. ¶ M. h.: Malaza. manana anarana, mandeha laza, maneohoeho, maresaka, maketrika, ngeza, kalaza. Ahitsio
2 Baba ra:(jer. Babaka). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel