Dikan'ny teny : babantany

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Fatratra, tsy erany loatra (na amin'ny tsara na amin'ny ratsy): Babantany ny vola laniny tamin'ny famadihana izay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel