Dikan'ny teny : babena

Hampiditra dikany vaovao
1 (baby) mt ih. (bribe()); Entina ao an-damosina: Etsy babeko, razandry.. Ahitsio
2 a.: h.o.: Lamosina: Nataony am-babena ilay entana dia lasa izy. ' ? Valim-babena: valin' ny soa noraisina tamin'ny olona. / Babe-mila ualy: soa atao mitaky valiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel