Dikan'ny teny : bada

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy miteraka (fiteny indrindra amin'ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivauinay, fa hatramin'izao mbola tsy niteraka ihany. Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin'it? hevitra i-t}' ). i t.if.: Badabadaina / mibadabada, fibadabada, mpibadabada 1 ibadabadana, fibadabadana. a F.-p.: Bada be: vehivavy vaventy nefa tsy mety miteraka (teny entina manaratsy, maneso). / Bada lela: miraiki-dela tsy afa-miteny haingana, sahirana ery raha hilaza zavatra. 1 Bada saina: tsy mahataka-javatra. 1 Bada ta-nana: mikaviavia, mitaraikiraiky raha manao zavatra. Ahitsio
2 a: Fisamboran-javatra na olona izay fihinina amin'ny sandrY. - t.i.f.: Bedaina, voabeda, nobineda J mambeda, fanabeda, mpambeda 1 ambedana, fambedana 1 manabeda, fanabeda, mpanabeda 1 anabedana, fanabedana J mibeda, fibeda, mpibeda J ibedana, fibedana J mahabeda. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel