Dikan'ny teny : badabada

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanombohana miteny voalohany. 1 Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. - t.i.f.: Mibadabada, fibadabada, mpibadabada 1 ibadabadana, fibadabadana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel