Dikan'ny teny : bailoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka. ΒΆ M, h.: Meloka, mivaona, mivilana, bilaka, biloka, miolana, mibirioka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel