Dikan'ny teny : bainga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vongan-tany navadika ary naongana tamin'ny angady. * Ohab.: Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga: Ny zavatra vita no porofo misongadina amin'ny asa natao. ΒΆ M. h.: Vaingan-tany, bongan-tany, tomba-tany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel