Dikan'ny teny : bakoly

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo salasalany (5 na 6 metatra); ny raviny lehibebe mitarehi-na fo, ny voany ohatra ny haben'ny totohondry, ka misy voa 3 na 6 ao anatiny, izay akana diloilo anaovana savony na labozia. Anaran-kafa ilazana ny bakoly: savokara, savoga na mofotra. Ahitsio
2 a: Karazan-tanimanga madio sy madini-bolo izay amboarina mba hamiratra sy tsy ho tantera-drano ka anaovana fanaka, toy ny villa, kaopy, sady tsara tarehy no mihaia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel