Dikan'ny teny : balaonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. ballon) a.: zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin'ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben'ny aroplanina ny balaonina. Kilalaon-jaza vita amin'ny tenan-javatra manify dia manif y (fingotra, kanikanin-kena) izay bontsinina amin'ny rivotra: Nividy balaonina te-Io ho an'ny zanany izy tamin'ny fety, nefa tsy nisy tapak 'andro akory dia vaky daholo izy tebo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel