Dikan'ny teny : bamba

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Miely eran'ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin'ilay fiteny hoe: Bamba iray na bambaray, izay mety hanan-kevitra roa: 1) Mitovy tantana hatrany hatrany: Tamin'ilay tondra-drano taona itsl, bamba iray daholo no fijery ny havoana sy ny lemaka. 2) Rakotra hatraiza hatraiza: Barnbarain'ny fery ny tenan'i Joba, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel