Dikan'ny teny : bana

Hampiditra dikany vaovao
1 Banabana ft.: Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka. 1 t.if.: Banabanaina, abanabana, voabanabana / mibanabana, fibanabana 1 ibanabanàna, fibanabanàna 1 mahabanabana. - F.-p.: Bana ny andro: Mazava be ny andro. ¶ M. h.: Banabana, danadana, tanatana, sanasana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel