Dikan'ny teny : bangaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (banga) mt. ih. (bangao): Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin'ny faran'ny uoiana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel