Dikan'ny teny : bangoana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Eran-tanana ila. Bangoankatoka a.: Fombandrandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin'ny randrana telo ao aonana ka izay halavan'ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel