Dikan'ny teny : baobaba

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. baobab) a.: Hazo makadiry indrindra eto Madagasikara, fahita amin'ny faritra andrefana sy avaratra andrefana; fohifohy fa be vatana ny baobaba, fa mahatratra hatramin'ny 20 m ny faribolana manodidina ny vatany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel