Dikan'ny teny : bara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-poko lehibebe monina amin'ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin'ny Betsileo; ny ala onenan'ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin'ny Antandroy sy ny Mahafaly, art' ny havoana marin-tamp on' Analavelona, andrefana st' avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka. Ahitsio
2 p. t. (t. t. m.): Tsy fananana na tsy fisiana, mandait) ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany. Ahitsio
3 Barabara p. t. : Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. - F,-p.: Bara feo: farimparim-peo. ¶ M. h.: Gadragadra feo. / Bara saina: donto sains. kely saina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel