Dikan'ny teny : barika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Areti-mifindran'akoho.: Voan'ny barika ny akohonay. Ahitsio
2 (fr. barrique) a.: Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin'ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mita-na azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika. - F,-p.: Ambody barika: zavatra apetraky ny mpisotro amin'ny mpivaro-toaka ho antoky ny toaka tsy voaloany vola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel