Dikan'ny teny : basila

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, bacille) a.: Mikraoby miditra amin'ny antokon' ny bakteria, miendrika tehina kely kilavalava amin'ny fahitana azy amin'ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny raboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel