Dikan'ny teny : basy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiadiana ampiasaina hitifirana amin'ny bals asesiky ny vanja. (Ny tenan'ny basy dia hazo, fa vy kosa ny fem-basy sy ny vy lavalava boribory fivoahan'ny bala).—•-? F,-p.: Basy ambiaty: kibasibasy atao amin'ny ambiaty. / Basy katsaka: kibasibasy atao amin'ny tahon-katsaka. / Basy kely: basy misy vimiaina manosika balakely, kilalaon'ankizy. / Basy maro voua: basy mahalefa hala ma-ro mifanesy, nefs fahanana indray mandeha monja. I Basy maty: basy efa simba tsy mipoaka intsony. • H. o.: Enti-milaza olona tsy mahalala menatra, tsy valahara, nanaovana ny mt. hoe mibasy maty: Tsy menatra manao ratsy. I Basy pole ta: basy fohazo barika hy azo andefasana hala maro mliesy. I Basy tsy mitent': h.o.: tetika na fiokoana miafina tsy fantatra raha tsy efa tonga ny andro hanatanterahana azy. / Basy volotsangana: kibasibasy atao amin'ny volotsangana ary ampiasaina amin'ny asampinga na amin' ny fanazaran-tena. * Ohab. sY Fiten.: Basy atifikavana ka arangaranga ihany: Enti-milaza fa tsy mba mihatsaravelatsihy ny tena ka na hamely aza dia aharihary ny atao. / Basi-na ariary Tito: tsy takatry nt' ory, tsy tian'ny mpanana (fer. A-triatry)• 1 Basy angalisa roui-haro (ilay hazo tahony io): anaran-tsy very no sisa: entimilaza zavatra, na olona koa aza, izay nahavita be tamin' ny androny, nefa efa antitra na simba ka ny anarany sisa mijanona. Ahitsio
2 t. p.: Aoka izay! mangina! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel