Dikan'ny teny : bata

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fanaingana zavatra amin'ny tanana. 4 t.i.f.: Bataina, abata, voabata, nobinata J mambata, fambata, mpambata J ambatana, fambatana / mibata, fibata, mpibata / ibatana, fibatana / mahabata. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel