Dikan'ny teny : batemy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. baptême) a: (Fiv. kat.) Sakramenta iterahan'ny olona ara-panahy amin'ny fidirana ho isan'ny kristianina zanak' Andriamanitra satria voadion'ny rano tamin'ny fahotana izy. –. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel