Dikan'ny teny : batisa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (Fiv. protest.) Anaran'ny batemy amin'ny protestanta, izay samy hafa kely amin'ny fahazoan'ny katolika azy satria toa fanolorantena amin'Andriamanitra indrindra no anton'ny batisa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel