Dikan'ny teny : be

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Betsaka, maro, sesehena (alohan'ny anarana mandrakariva): Be trano il-9 tanàna it?. • Lehibe, ngeza, makadiry (aloha na aorian' ny anarana): Be kibo io rangahy io. He! izato kibo beny! • Lehibe, be vava (aorian'ny anarana): Harem-be. / Fatiantoka be izany. 1 Lehibe, maro karazana, malaza (aorian'ny anarana): Fihinanam-be re izao! Beazina J manabe, fanabe, mpanabe J anabeazana, fanabeazana / mihabe ! ma-baba 1 baba /baba. - F.-p.: Be adala, be tsy adala: Olona ketrina, dondrona. J Be anaka, be no aizana; enti-milaza zaza iras efa be tao-na vao manan-jandry indray. / Manao be no aizana: entimilaza reny mifanelanelana be ny fahaterahan-janany. / Be an titra: ny fitambaran'ny zokinjokiny ao an-tanàna (mifamaly amin'ilay fiteny hoe maro tanora). / Be antanàna: ireo tsy miasa midonana-poana ao an-tanna. / Be beso: be trerona. / Be hariva: fanaovana tontakely, fisakanana olona: Manao be hariva: misakana olona, manao tontakely. / Be lamba rangahy, be lamba rangahy: teny entin'ny ankizy hampirisika ny vorontsiloza hanao fihetsehana midoroboka. / Ahitsio
2 lambana, be lambanana: lehibe velarana, fa ny be lambana fiteny indrindra amin' nt' tsihy, ny be lambanana kosa amin'ny lamba. / Be Io-ha: enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany.J Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sY manambitamby zazalahy kely. J Manabe loha: miseho ho maditra. / Bemandomba: teny enti-milaza ny olona izay mandondona be ny handrinY. J Be noho kely, be noho aitsy: enti-milaza antokon'olona roa miady na mifanandrina ka ny iray betsaka, ny iray vitsy. ( Be raoka: be ta-nana ka maharaoka betsaka. / Be rehaka: mahery am-bava izaitsizy, be hakevohana ampitenenana. J Be saina: entimilaza olona lalim-pandinika; matetika koa anefa, entimaneso io teny io ka ny heviny dia hoe manao azy ho manan-tsaina. / Be taim-bava: mitovy amin'ny be rehaka. / Be tends: sarotra an-kanina, tendàna. J Be uaua: lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin'ny hevitra an'ohatra: Heloka be arma / Be Zanahary: tsara vintana. J Ny ben' ny tanàna: ny lehiben'ny fokonolona, ny mpiadidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel