Dikan'ny teny : beazina

Hampiditra dikany vaovao
1 (be) mt ih. (becta()); Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin'ny fahatahorana an'Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel