Dikan'ny teny : bedy

Hampiditra dikany vaovao
1 bedibedy a: Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin'it? marary eto anilako ity. • Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin'Ingahy mpampiasa, 1 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin'i Neny. 1 mt. ih.: Tenenina, tezerana: Ho bedin'ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody. - t.i.f.: Bedena na bedesina na bedibedena, voabedy I mibedy, fibedy, mpibedy 1 ibedena, fibedena 1 ibedibedena 1 bedibedesina I mibedibedy, fibedibedy, mpibedibedyfibedibedena,fibedibedena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel