Dikan'ny teny : behatoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin'ny andron'i Louis XIII sy Char-les X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasika-ra, mitovy amin'ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin'ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany. Ahitsio
2 Anarana enti-milaza ny karazan-jvamaniry (vary, paraky...) be taho . Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel