Dikan'ny teny : beravina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza karazan-javamaniry anankiroa, izay ny iray mamoa mitandahatra misy fofony (Cretalaria Soltiana-Légumineuses) ary ny faharoa, irony begonia fanaovana haingon-tanimboly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel