Dikan'ny teny : besisika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-trondrondranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoi, des). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsY mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel