Dikan'ny teny : betsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan'olona eto ambonin'ny tany. / Misy voay ve at? aminareo? Betsaka azy at? avarabaratra ot/, tompoko. - t.i.f,: Manabetsaka 1 mahabetsaka 1 mihabetsaka 1 habetsaka, habetsahana, fahabetsahana / ankabetsahana 1 imbetsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel