Dikan'ny teny : betsileo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Foko lehibe monina amin'ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin'ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr'Andringitra, atsimo, ary ny tandavantendrombohitr'i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. TanĂ n-dehibe: Fianarantsoa, Am bositra,Ambohimahasoa, Ambalavao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel