Dikan'ny teny : bibibiby

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin'ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel