Dikan'ny teny : bika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny toe-batana, izay tombanana indrincira eo amin'ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia. • H. i: Fisehoan'ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin'ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin'ity hevitra its'): Tahaka ny ahoana ny bikabikan'ilay bokinao vert' izay. - t.i.f.: Bikaina / mibika, fibika / ibikana, fibikana / mahabika / bikana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel