Dikan'ny teny : biko

Hampiditra dikany vaovao
1 na Bikoa (Btl) p.t: Entimilaza karazan-tandrok'omby namboarina hatramin'ny fitsiriany haka ny endrika i• tiavana azy, ka mety mifaingoka kely izy io, mety koa nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loba, nefa koa misy tandroka efa biko vita-Nanahary. —( Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel