Dikan'ny teny : bilisitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. blister) a: Fanempahana ny hoditra misy rano mibontsina ao anatiny raha main'ny rano mangotraka na raha niasa tamin'ny angady na famaky ny felatanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel