Dikan'ny teny : bilitika

Hampiditra dikany vaovao
1 P. t.: Kely dia kely, madinika ers', pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon'Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory. ΒΆ M. h.: Biritika, bititika, bolitika, boritika, bilitsika, biritsika, boritsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel