Dikan'ny teny : bisikilety

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. bicyclette) a.: Fita ov am -pan dehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin'ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe Tongomalady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel