1 a.: Teny lazaina malemilemy eo akaikin'ny sofina fa tsy tiana ho ren'ny hafa. - t.i.f.: Bitsihina, abitsika, binitsika, voabitsika 1 mainbitsika, fombitsika, mpambitsika I ambitsihana, fambitsihana / mibitsika, fibitslka, mpibitsika j ibitsihana, fibitsihana.
Ahitsio