1 Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo na hanamafy ny hevitry ny fototeny tsotra voalohany: Bosesika (sesika).
Ahitsio
2 a.: Enti-milaza ny fidoboky ny zavatra mianjera na mipoaka mafy. i Mibo.
Ahitsio
3 a.: Zavatra mora mirehitra sahala amin'ny vohavohandandihazo natao handraisana afo amin'ny vato kapaika na vatoafo.
Ahitsio
4 a.: Zavatra malemy mibofoka. • Tendron'ny tahon'afokasoka misy ny vanjany.
Ahitsio
5 a.: Feo avoakan'ny vavafivalanana rehefa mangetotra: Manao bo.
Ahitsio