Dikan'ny teny : bobo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. - F,-p,: Fotsy bobo: enti-milaza olona mana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian'ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel