Dikan'ny teny : bobobobo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny feon-drano toa mitapatapaka ary migobongobona miditra anaty tavoahangy na aidina avy ao anaty tavoahangy. • Ny feon' ny anjombona na ny feon-javatra migoboka manao sesilany ary lavareny. - t.i.f,: Boboboboina, abobobobo / manabobobobo, fanabobobobo, mpanabobobobo / anaboboboboana, fanaboboboboana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel