Dikan'ny teny : bodofotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firakotra mate-vina vita amin'ny fahana vaventy landihazo na volonondry: Bodofotsy mainty ny an'ny miaramila. / Mitafy bodofotsy rehefa mangatsiaka ny olona eny ambanivohitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel