Dikan'ny teny : bohaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fibontsinana ho ngeza. - t.i.f.: Bohafina, voabohaka, tafabohaka 1 manabohaka, fanabohaka, mpanabohaka 1 anabohafana,fanabohafana ) mibohaka, fibohaka, mpibohaka j ibohafana, fibohaf ana 1 mahabohaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel