Dikan'ny teny : bohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra na toerana vorivory mibontsina mivohon-tsotro ΒΆ M. h.: Fivohitra, fivohintsotro, fivohom-pafana. - t.i.f.: Bohirina, abohitra 1 mibohitra, fibohitra, mpibohitra f ibohirana, fibohirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel