Dikan'ny teny : bonibony

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin'ny fanaviana maivamaivana sy aretin'andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin'izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin'izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin'izay noho ny raha mise-ho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel