Dikan'ny teny : boredika

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Tenin'olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny. • Teny tsy fantatra, teny baiko. - t.i.f.: Boredehina, aboredika 1 manaboredika, fanaboredika, mpanaboredika / anaboredehana, fanaboredehana miboredika, fiboredika, mpiboredika 1 iboredehana, fiboredehana / mahaboredika boredidredika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel